Tapaka aminny anarani Jesosy ny ozona tsy fantatra rehetra izay mampiroborobo fihemorana sy fijanonana eo aminny fiainako.
Aoka ho tapaka aminny anarani Jesosy ny teny ratsy rehetra notenenina taminny fiainako noho ny fombam-pianakaviana ary miantraika aminny anjarako aminizao fotoana izao
Tapaka aminny anarani Jesosy ny ozona rehetra izay miasa tsy mijanona mba hanala baraka ahy.
Tapaka aminny anarani Jesosy ny ozona rehetra tonga aminny anjarako noho ny tsy fahalalana.
Tapaka aminny anarani Jesosy ny ozona tsy fantatra rehetra avy amina fifandraisana rava tany aminny lasa.
Ny ozonny fahamombana sy fahafoanana miasa aminny fiainako, tapaka sy miverina aminizay nandefa azy aminny anarani Jesosy aminizao fotoana izao.
Ny zavatra rehetra tsy nambolenAndriamanitra taminny fiainako, miongòta aminny anarani Jesosy.
Misaora anAndriamanitra noho ny famindrampony sy ny valinny vavaka ataonao aminny anarani Jesosy.
Rakofako tsara aminny ràni Jesosy ny tenako ary mijoro hanohitra ny hery rehetra vonona hanohitra ahy aho.
Ny iraka satanika rehetra izay mody miseho ho mpanolotsaina mba hanipazana zavatra ratsy eo aminny fiainako; aoka ho afa-baraka aminny anarani Jesosy.
Andro Fahafito.
Andininy ao aminny Baiboly: 2 Tesaloniana 3:2
Raha mpitandrina ianao dia ataovy amin-kerisetra ireto vavaka manaraka ireto
Ny zana-tsipìka ara-panahy rehetra nivavahako hivoaka taminolona ka lasa ao aminny ankohonako aminizao fotoana izao; aoka ho voatono aminny afo, aminny anarani Jesosy.
Ny demoninny fatotra ara-panambadiana rehetra izay nampiasanny Fanahy Masina ahy havoaka taminny fanambadianolona taloha, ary mampahory ny fanambadiako aminizao fotoana izao; aoka hivotsotra aminny alalanny afo ny fihazonanao, aminny anarani Jesosy.
Ny demoninny fahalemena rehetra eo aminny fiainako na ao aminny ankohonako vokatry ny fanaovako asa fanompoana taminolona nitoeranizany; mivoaha izao dia izao aminny alalanny afo, aminny anarani Jesosy.
Ny famosaviana an-tokantrano nampiasanny Fanahy Masina ny asa fanompoako havoaka, ka miantraika amiko na ny ankohonako aminizao fotoana izao; aoka ho potika tampoka, aminny anarani Jesosy.
Ny famosaviana an-dranomasina rehetra izay romotra amiko sy ny ankohonako vokatry ny fandravana ny asanizy ireo taminny fiainanolona; aoka hampanginina aminny alalanny ràni Jesosy.
Ny olona rehetra ao aminny ankohonako ampahorianny fanahy mahazatra izay navoaka taminny alalanny asa fanompoako; mandraisa fanafahana avy aminAndriamanitra, aminny anarani Jesosy.
Ny fanahy ratsy rehetra eny aminny lanitra manohana ny fanoherana ahy sy ny asa fanompoako; aoka ho afa-baraka aminny anarani Jesosy.
Ny fanahy manompo rehetra notendrena hanohitra ahy hanara-maso ny ora tsy iambenako; aoka hilatsahanny varatrAndriamanitra ary hiala amiko, aminny anarani Jesosy.
Ny fivorianny fanaovana ody ratsy rehetra eto an-toerana natsangana hanohitra ny asa fanompoako; aoka handray batisanny fahapotehana maro lafy, aminny anarani Jesosy.
Ny hery rehetra maminavina zavatra ratsy ho ahy sy ny fanompoako, mianjerà ary levòna, aminny anarani Jesosy.
Ny hery rehetra mampivezivezy ny anarako amin-javatra ratsy vokatry ny asa fanompoako, mianjerà ary matesa aminizao fotoana izao, aminny anarani Jesosy.
Ny iraka satanika rehetra izay efa ao anatinny vala miaraka amina tanjona hijery sy hanao tatitra momba ahy any aminny tontolonny ratsy; aoka ho hita sy ho afa-baraka, aminny anarani Jesosy.
Aoka ho sitrana aminny alalanny ràni Jesosy ny loza rehetra mifandray aminny asa fanompoana nahazo ahy.
Ny zavatra rehetra nalainny demony romotra taminny fanambadiako, fiainako ara-bola ary ny fanompoako; aoka ho tafaverina avo zato heny, aminny anarani Jesosy.
Ny demony rehetra voatendry hisakana ny fahombiazako eo amoronny fahatafavoahana; mialà aminny alalanny afo, aminny anarani Jesosy.
Ny hery rehetra miteraka fahasarotana ho ahy aminny asa fanompoako; aoka ho voatono aminny afo, aminny anarani Jesosy. Ny hery rehetra miteraka tsy fahitan-tsitraka ary mamily ireo mpanampy notendrenAndriamanitra ho ahy, aoka ho potika tampoka aminny anarani Jesosy.
Ny zana-tsipìka rehetra nalefako ka niverina tat amiko, miverena amina tanjaka avo zato heny, aminny anarani Jesosy.
Arovako aminny ràni Jesosy amina fihaonana, fiverenana mivory, fampitambarana indray ary fanampin-kery ratsy rehetra ny tenako, aminny anarani Jesosy.
Tsy hitranga eo aminny fiainako fanindroany intsony ny fahoriana, aminny anarani Jesosy.
Manomboka izao, aoka tsy hisy fanapahana, fanjakana, mpanjakanny fahamaizinana, fanahy ratsy eny aminny lanitra sy fanahy ratsy amina toerana voafaritra hampitebiteby ahy, satria mitondra ny mariky ny ZanakondrinAndriamanitra ao aminny vatako aho.
Tompo ô omeo ny fahendrena takina aho mba hanaovako ny zavatra mety aminny fotoana mety.